Teny iditra (1/5) | 1 vatana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#816] ce qui constitue le corps, l'essentiel d'une chose 4 [1.196] corps principal 5 [1.13] bâti |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 10 vatana |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.7] the trunk, the body |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#816] Le tronc, la carcasse, le corps humain 15 [1.8] le corps humain 16 [1.13] corps |
Ohatra |
17 [2.470] Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. |
Voambolana |
18 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Ampahany |
|
Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny vatana io |
Teny iditra (3/5) | 39 vatana |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
41 [1.7] the trunk |
Fanazavàna teny frantsay |
42 [1.3#816] Le tronc 43 [1.8] tronc 44 [1.196] Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome. |
Voambolana |
45 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Manontolo |
|
Ampahany |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Teny iditra (4/5) | 64 Vatana |
Sokajin-teny | 65 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
66 [1.11] petite rivière de la région sud de Vatomandry |
Voambolana |
67 Haitoetany: renirano, farihy |
Teny iditra (5/5) | 68 Vatana |
Sokajin-teny | 69 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
70 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 71 vatana |
Fivaditsoratra | 72 atavan, avanta, natava, tanava, tavana, Vatana, vatana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |