|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify
Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro
Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery
Fiandohana: Vava asa, vava alahamady
Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny!
Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the mouth
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8, 1.196] bouche
6  [1.8] ouverture
7  [1.196] entrée
8  [1.13] bec, gueule, museau, mufle
Voambolana  9  Haiaina
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny  191  Basy Vava : www.basyvava.com ()
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  205  Ohabolana misy io teny vava io

Teny iditra (2/2)206  vava
Sokajin-teny  207  anarana
Fanazavàna teny malagasy  208  [1.78] [Bara, Sihanaka] voady

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30