Teny iditra | ventin > venty | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fototry ny isa Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza Fitarihana hira [1.1] | |||||||||||||||
Habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Substance; a unit [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Substance [1.8] | |||||||||||||||
Unité [1.13] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny venty io | |||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |||||||||||||||