Teny iditra (1/3) | 1 voamena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny. -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50). |
Voambolana |
4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny voamena io |
Teny iditra (2/3) | 16 voamena |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.196] [Sakalava]
(de voa : graine ; et mena : rouge). Abrus precatorius L. (Fabaceae). |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 21 voamena |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.196] [Bara]
(déformation de voamay). Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae). |
Voambolana |
24 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 26 voamane, voamena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |