Teny iditra | 1 zaitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely 4 Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 sewing [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 couture [1.8] |
Ohatra |
7 Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |