|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manevika (tevika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mandoaka (ny ravintsofina hasiana kavina): Iza no nanevika ny rahavavinao? [1.1]
4  Mitana (amin' ny paingotra): Manevika sary amin' ny paingotra [1.1]
5  Manindrontsindrona: Misy manevika ato amin' ny tratrako ato izany [1.1]
6  manindrona [1.78]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny manevika io

Teny iditra (2/2)14  manevika
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry
17  Fahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  18  (de aevoka : qu'on emploie en bains de vapeur, allusion aux emplois médicinaux de cette plante). Imperata cylindrica (L.) P.Beauv. (Poaceae). Plante très envahissante. On emploie ses rhizomes en bains de vapeurs contre les douleurs subites et poignantes, comme le point de côté. L'emploi repose sur un jeu de mots. manevika (de la racine tevika), voulant également dire : avoir le point de côté. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  manevika, mivenaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25