Teny iditra |
tsiraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tsiraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
tsiraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tanjona [1.1]
|
| [Sihanaka]
Havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [1.78]
|
|
Teny iditra |
tsiraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Lefona lava zarana amakiana varavarana, [1.1]
|
|
Teny iditra |
tsiraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Filaments, nervures des feuilles [1.3]
|
| (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [1.196]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|