Teny iditra (1/5) | 1 -bala |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vala |
Teny iditra (2/5) | 3 bala |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a bullet [1.2, 1.7] 7 a ball [1.2] 8 a cartridge [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 balle [1.3, 1.8] 10 boulet [1.3] 11 obus ; cartouche [1.8] |
Voambolana |
12 Miaramila |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 17 bala |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
19 poles, etc., used in carrying heavy burdens [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny bala io |
Teny iditra (4/5) | 25 balà |
Sokajin-teny | 26 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana |
Tsanganana sy sary iray takila |
27 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Teny iditra (5/5) | 28 Bala |
Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
30 Baal [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 Baala [2.996] |
Voambolana |
32 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 33 Toko sy andininy momba Bala |
Tsanganana sy sary iray takila |
34 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 35 -bala, bala, balà, -bala, bala, balà, -bala, bala, balà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |