Teny iditra (1/3) | 1 -bela |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vela |
Ohatra |
3 Diso paika ka matim-bela. [2.643] 4 dia voatery hihinam-bela fanindroany, fanintelony. [2.643] |
Teny iditra (2/3) | 5 bela |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 (pour belaka : ouvert en grand ; allusion aux fleurs en forme d'entonnoir). Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) ; un des nombreux noms de la patate douce. [Betsileo]
[1.196] 8 [Sakalava] 9 [Tsimihety] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 12 Bela |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
14 Bela [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Béla [2.996] |
Ohatra |
16 Mangaihay bela, raiki-tahotra Merodaka! [2.996] 17 Ary ny taranak' i bela dia Arda sy Namana; [2.996] |
Voambolana |
18 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 19 Toko sy andininy momba Bela |
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 21 -bela, bela, -bela, bela |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |