|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  iraho
Fototeny  2  iraka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana irahina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3]
Ohatra  6  ka iraho hody izy, fandrao lasan-ko adala aho [2.69#216]
7  iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana [2.996#28.33.27]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)9  Iraho
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  11  rivière du canton de Manambaro (Fort-Dauphin) [1.11]
Voambolana  12  Haitoetany: renirano, farihy
Tsanganana sy sary iray takila  13  Fitanisana

Fivaditsoratra  14  hario, hirao, horia, iharo, Iraho, iraho, hario, hirao, horia, iharo, Iraho, iraho

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/04