|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sefo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  asthma. See kitratraina, sohika, satra [1.2#565]
Fanazavàna teny frantsay  4  asthme [1.13]
Voambolana  5  Fahasalamana
Sampanteny 
6  Anarana :
7  Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)8  sefo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10  chief [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  chef [3.1]
Ohatra  12  Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha. [4.27#]
13  Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa. [1.369#]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)15  sefo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17  A plant. Same as vonoa [Sakalava] [1.2#565]
Fanazavàna teny frantsay  18  (peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae). Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga [Sakalava] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/5)21  sefo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  (peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)26  Sefo
Sokajin-teny  27  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  28  Shepho [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  29  Shepho [2.996]
Ohatra  30  Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy sefo ary Onama. [2.996#01.036.023]
Voambolana  31  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  32  Toko sy andininy momba Sefo
Tsanganana sy sary iray takila  33  Fitanisana

Fivaditsoratra  34  feso, sefo

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/02