Teny iditra |
tafika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A war party; an army [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Expédition guerrière; armée [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna!
[2.324]
|
2 | Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
tafika,
tafik',
tafi-,
tafiky |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Tafika
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Ohatra | ary i Tafika teo Ambohijanaka
[2.48]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|