Teny iditra (1/2) | 1 talata |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Tuesday [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Le mardi [1.3] 6 Mardi [1.5, 1.8] 7 Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [Tanala] [1.6] 8 (ar.) mardi [1.14] |
Fanazavàna teny italianina |
9 martedi [1.18] |
Fanazavàna teny alemà |
10 Dienstag. -- Ich habe das Vergnügen, am Dienstag wieder nach Frankfurt zu fahren. [1.56] |
Ohatra |
11 talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina. [2.470] 12 Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472] |
Voambolana |
13 Fotoana |
Anaran-toerana |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny talata io |
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Fizaran' andro |
Teny iditra (2/2) | 21 Talata |
Singan-teny | 22 talata |
Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny anglisy |
24 The place of holding Tuesday's market. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent. [1.3] |
Voambolana |
26 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
27 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 28 Talata, talata, tatala, Talata, talata, tatala |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |