|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  tsika
Fototeny  2  pika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tontam-boalavo
5  Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany [1.1]
6  fandri-borona mipika rehefa mahavoa [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7  arc
8  ratière à ressort
9  morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu [1.3]
Ohatra  10  Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
11  Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996]
Kamban-teny 
Lahatsoratra  13  Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Teny iditra (2/6)14  tsipika
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  a straight line; a ruler [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  trait, ligne [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
19  tiret [1.5]
20  barre [1.13]
Sampanteny 
21  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (3/6)37  tsipika
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny malagasy  39  Fifindrana mandingana na mitsambikina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  40  saut [1.3, 1.5, 1.196]
41  éclat [1.3, 1.5]
42  sautillement [1.3, 1.196]
43  éclaboussure [1.3]
Sampanteny 
44  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/6)46  tsipika
Sokajin-teny  47  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  48  Feno hipoka, tsepoka, jibika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  49  plein, comble [1.3]

Teny iditra (5/6)50  tsipika
Sokajin-teny  51  anarana
Fanazavàna teny frantsay  52  (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina] [1.196]
Voambolana  53  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)55  Tsipika
Sokajin-teny  56  anarana (orinasa, sns.)
Voambolana  57  Mpanonta printy, gazety
Boky momba Madagasikara 
58  Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
59  Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
60  Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
61  Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
62  Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
63  Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
64  Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
65  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
66  Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000
Tsanganana sy sary iray takila  67  Fitanisana

Fivaditsoratra  68  pitsika, Tsipika, tsipika, tsipìka, pitsika, Tsipika, tsipika, tsipìka, pitsika, Tsipika, tsipika, tsipìka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09