|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  vatana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  ce qui constitue le corps, l'essentiel d'une chose [1.3#816]
4  corps principal [1.196]
5  bâti [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)10  vatana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  the trunk, the body [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  Le tronc, la carcasse, le corps humain [1.3#816]
15  le corps humain [1.8]
16  corps [1.13]
Ohatra  17  Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470]
Voambolana  18  Haiaina
Kamban-teny 
Ampahany 

Teny iditra (3/5)27  vatana
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny anglisy  29  the trunk [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30  Le tronc [1.3#816]
31  tronc [1.8]
32  Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome. [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Manontolo 
Ampahany 
Anaran' akora mamorom-batana 

Teny iditra (4/5)43  Vatana
Sokajin-teny  44  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  45  petite rivière de la région sud de Vatomandry [1.11]
Voambolana  46  Haitoetany: renirano, farihy
Tsanganana sy sary iray takila  47  Fitanisana

Teny iditra (5/5)48  Vatana
Singan-teny  49  vatana
Sokajin-teny  50  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  51  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  52  Fitanisana

Fivaditsoratra  53  tanava, tavana, Vatana, vatana, tanava, tavana, Vatana, vatana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30