Teny iditra | anava (ava) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ambany amin'ny rano [1.78] | |
[Sihanaka] Any amin'ny alehan'ny rano [1.78] | ||
Ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | En aval [1.13] | |
Ohatra | Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be.
[2.508] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tohi-kevitra | anadrea | |
Mpanahaka | fivalanana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny anava io | |
Fivaditsoratra | anava, avana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |