|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  ba
Sokajin-teny  2  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  3  mba [Taisaka] [1.78]
4  mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5  marque l'interrogation [Taisaka] [1.82]
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (2/8)7  ba
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Fery, vay [Tanosy] [1.78]
Voambolana  10  Fahasalamana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny ba io

Teny iditra (3/8)12  ba
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
15  Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
17  a measure in music; time in music [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  mesure en musique [1.8]
Ohatra  19  Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy [4.12]
Voambolana  20  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny ba io

Teny iditra (4/8)23  ba
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
26  Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27  stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
28  knitting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29  [français bas] tricot [1.8]
Voambolana  30  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
31  Matoantenin' ny mpanao :
32  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (5/8)35  ba
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37  Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  38  a shrub [Sakalava] [1.2]
Voambolana  39  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (6/8)40  ba
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42  [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
43  Dabilio [1.1]

Teny iditra (7/8)44  ba~
Sokajin-teny  45  tovona
Fanazavàna teny anglisy  46  a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]

Teny iditra (8/8)47  Ba
Sokajin-teny  48  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  49  Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  50  Barium. [3.1]
Voambolana  51  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  52  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07