Teny iditra (1/7) | 1 baka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mivelatra [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo) 5 Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra 6 Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 divergent en forme de V [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny baka io |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Bikan' ny tandrok' omby |
Sary |
|
Teny iditra (2/7) | 19 baka |
Sokajin-teny | 20 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny anglisy |
21 an expletive used in certain provinces. [1.2] |
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (3/7) | 23 baka |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 "tronc" de bananier 26 parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña) [Tanala] [1.6] 27 (de baka : divergent comme les deux branches de la lettre V) Nom donné à plusieurs Apocynaceae dont les fruits sont composés de deux péricarpes divergents. C'est aussi le nom d'un ody ratsy (charme malfaisant) préparé à partir de ces plantes en vue d'empoisonnements criminels. [Sakalava] [1.196] |
Voambolana |
28 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Teny iditra (4/7) | 29 baka |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
31 (abréviation de bakalorea) baccalauréat [1.5] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/7) | 33 baka |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [French bac] a ferry [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [français bac] bac [1.8] 37 bateau de transbordement, bac [1.5] |
Sary |
|
Teny iditra (6/7) | 39 baka |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
41 tavy [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
42 récipient [1.13] |
Teny iditra (7/7) | 43 baka |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
45 détendu, désserré [Tankarana]
[1.19] |
Fivaditsoratra | 46 baka, kaba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |