Teny iditra (1/3) | 1 -dray |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe ray |
Ohatra |
3 Izy no Day tian-dray mamin-dreny. [2.245] 4 izaho niera tamin-dray aman-dreny. [2.69] 5 Velon-dray aman-dreny, tsy manjaka! [2.298] |
Teny iditra (2/3) | 6 dray |
Sokajin-teny | 7 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10] 9 Enti-milaza hatairana na hagagana na fangirifiriana koa aza indraindray: Dray! mahafinaritra izany fiposahan' ny masoandro avy any ambadiky ny tendrombohitra toa memy afo mivaivay [1.1] |
Tsipelina hafa | 10 adray, adrey, drey, endrey |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (3/3) | 12 dray |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
14 a kind of fan-palm. Same as mokoty [Sakalava]
[1.2] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: hazo palma |
Fivaditsoratra | 16 dary, -dray, dray, rady, dary, -dray, dray, rady |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |