|
|
|
|

Teny iditra1  efatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  four [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  quatre [1.3, 1.8]
Isam-pirenena  6  4
7  IV [3.1]
Ohatra  8  Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
9  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
10  Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
18  Tambinteny :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Lohateny 
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny efatra io
Tsanganana sy sary iray takila  29  Ny isa
30  Fifanampiana
31  Fampitomboana
Lahatsoratra  32  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  33  afetra, efatra, fatrea

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03