Teny iditra (1/3) | 1 elatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a wing [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 aile [1.3, 1.8] |
Ohatra |
6 Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298] 7 Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324] 8 ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643] 9 Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332] |
Voambolana |
10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny elatra io |
Teny iditra (2/3) | 17 elatra |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 25 elatra |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
28 le trèfle au jeu de cartes [1.3] |
Voambolana |
29 Kilalao |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 31 aletra, elatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |