Teny iditra | 1 fahiny |
Singan-teny | 2 faha, iny |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. |
Mpanahaka | 6 taloha, ela be, fahataloha, fahizany, fahagola, fahagolan-tany, tany ambadik' imanareza |
Fivaditsoratra | 7 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |