Teny iditra |
famantaranandro
|
Singan-teny | famantarana ; andro |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [andro, the day.] A clock, a watch. [1.2]
|
| A watch, a clock [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Montre [1.8, 1.13]
|
| Horloge [1.8]
|
Ohatra |
1 | Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho.
[2.356]
|
2 | tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro.
[2.59]
|
3 | Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro.
[2.332]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|