|
|
|
|

Teny iditra1  fotsivolomanokana
Singan-teny  2  fotsivolo, manokana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  An herb. Same as fanoroboka and kiafoatany [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de fotsy : blanc, volo : poil et manokana : isoler, mettre à part). Nom donné aux Clématites malgaches et surtout à leurs formes pyrophiles adaptées aux feux de pairie. Ce sont principalement : Clematis anethifolia Hook., Clematis pimpinellifolia Hook., Clematis scabiosifolia DC. et Clematis trifida Hook. (Ranunculaceae). Plantes vésicantes et dangereuses mais employées notamment dans les pratiques magiques ; elles sont censées contrecarrer l'ody tohina . [Merina] [1.196]
Ohatra  6  masinankorona (ahitra mandady anaty ny horona), totoina ny ravina, aharo amy ny fotsivolomanokana, asiana rano mangatsiaka dia ampisotroina azy. [2.48]
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18