|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  hana
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  3  Voir HAnina, HInana#mg.n, HOmana [1.5]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :

Teny iditra (2/8)6  hana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  zanaky ny vola nampisamborina [1.10#H099]
9  vola ampizanahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  lending or borrowing money on interest [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  capital, tout ce qui est prêté à intérêt [1.3#211]
12  le capital, ce qu'on peut prêter à intérêt [1.196]
Voambolana  13  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :

Teny iditra (3/8)19  hana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  kapa [Taifasy, Taisaka, Bara, Betsileo, Tanosy] [1.78]
22  kiraro [Taifasy, Bara, Betsileo] [1.78]
23  faladian-kiraro [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  24  a provincial word for kiraro or kapa [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25  sandale de cuir [Taisaka] [1.82]
Voambolana  26  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (4/8)27  hana
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  fitana rano [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  30  gué [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (5/8)31  hana
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  voditongotra [Tanosy] [1.78]
Voambolana  34  Haiaina

Teny iditra (6/8)35  hana
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37  vehivavy janga [Bara] [1.10#H099, 1.78]
38  tsimihorirana, tsimanetsa [1.10#H099]

Teny iditra (7/8)39  hana
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41  karazan-tondro any amin' ny faritany atsimo atsinanana; misy 20stm ny halavany [1.10#H099]
Voambolana  42  Haibiby: trondro

Teny iditra (8/8)43  ha~na
Sokajin-teny  44  tsirinteny saradroa

Fivaditsoratra  45  hana, ha~na, naha-, hana, ha~na, naha-

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/25