Teny iditra (1/9) | 1 harana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Tendrombohitra vato: Haram-bato 5 Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a rocky place [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 grands rochers [1.8] |
Ohatra |
8 Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499#] 9 Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245#] |
Voambolana |
10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/9) | 15 harana |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1] |
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Teny iditra (3/9) | 20 harana |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/9) | 27 haraña |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
29 hantsana amoron-drano, tevana [Betsileo]
[1.78] 30 hantsana, tevana [Tanala] [1.78] |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (5/9) | 32 harana |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
34 akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [Betsileo]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
35 corail. [Tankarana]
[1.19] |
Voambolana |
36 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (6/9) | 38 harana |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
40 akora [Taisaka, Tanala]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
41 sea shells; an eggshell [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
42 coquillage; coque des oeufs [1.8] |
Voambolana |
43 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (7/9) | 44 harana |
Sokajin-teny | 45 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
46 (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [Betsimisaraka]
[1.78] 47 faty maina [Sihanaka] [1.78] |
Teny iditra (8/9) | 48 harana |
Sokajin-teny | 49 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
50 a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
51 (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [Betsimisaraka]
[1.196] |
Voambolana |
52 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (9/9) | 54 Harana |
Sokajin-teny | 55 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
56 Haran [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
57 Harân [2.996] |
Voambolana |
58 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 59 Toko sy andininy momba Harana |
Tsanganana sy sary iray takila |
60 Fitanisana |
Lahatsoratra |
61 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana |
Fivaditsoratra | 62 harana, haraña, rahana, harana, haraña, rahana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |