|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  hary
Sokajin-teny  2  ny ho avin' ny mpamaritra ary

Teny iditra (2/6)3  hary
Sokajin-teny  4  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  5  Izany manko o! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  indeed! Really! Is it so? [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (3/6)8  hary
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  accumulated possessions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  biens accumulés [1.8]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (4/6)20  hary
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  nonon' omby [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  23  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (5/6)24  hary
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  (même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois :
27  Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier). [Bara] [1.196]
28  [Tanala]
29  Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) [Tandroy] [Betsileo]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)32  hary
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34  (de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :
35  Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae) [Taisaka]
36 
Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). [Tandroy] [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01