Teny iditra (1/2) | 1 ivoho |
Fototeny | 2 voho |
Sokajin-teny | 3 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 behind, on the back side [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 par derrière [1.3, 1.8] 7 derrière, au dos, au revers [1.8] |
Ohatra |
8 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472] 9 fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895] 10 Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (2/2) | 21 ivoho |
Fototeny | 22 voho |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 réciproque [1.13] |
Voambolana |
25 Matematika: alijebra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15 |