| Teny iditra | 1 jamba |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 blind
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 aveugle
[1.8] |
| Ohatra |
6 Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba.
[2.69#197]
7 Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356#45] 8 Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4#78] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 27 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 30 run='/bins/randzavola?p=436'>Randzavola: jamba ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|