|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  jinja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fikapana, fandidiana ny zavamaniry amin' ny antsy: Jinja vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a reaping [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Action de moissonner, de couper, de faucher, de donner un croc-en-jambe [1.3]
6  moisson [1.8]
7  Action de moissonner ou de couper en masse une récolte [1.196]
Ohatra  8  Talohan' ny horaka dia teo ny Tavy na jinja eo amin' ny Antakay. [2.245]
9  Toy ny jinja-varin' ilay mondry, ka be no tsy tapaka, aty ny tapaka misavorovoro. [2.69]
Voambolana  10  Toe-karena: fambolena
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny jinja io

Teny iditra (2/4)21  jinja
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  (Côte Est et Centre). Rizière ou terrain cultivé de petite superficie. Sur la côte Ouest, on dit plutôt : tsabo. [1.196]

Teny iditra (3/4)24  jinja
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  fandringanana [Bara] [1.78]
Haiendriteny 
27  Tsotra :

Teny iditra (4/4)28  jinja
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  ver solitaire. (darina). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  31  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
32  Fahasalamana
Haiendriteny 
33  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26