Teny iditra | liana | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Strongly desiring something; impatient [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Avide, impatient [1.8] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny liana io | |||
Fivaditsoratra | alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |