|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mamo
Fototeny  2 hamo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy
5 Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 drunk; disgusted; tired out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ivre; dégoûté; épuisé [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  27  birika, 28  didy, 29  doroka, 30  jaonjaona, 31  jobo, 32  leontoaka, 33  mamobeohatranyomby, 34  mamomaty, 35  manaotaridamba, 36  mandraingiraingy, 37  mandrefylalana, 38  menamaso, 39  mienjika, 40  mirediredy, 41  mitadidy, 42  mivembena, 43  tafiditra, 44  trabo, 45  varivariny, 46  verysaina
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 9 misy io teny io
Ohabolana  48  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 49  mamo
Sokajin-teny  50  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  51 [Antesaka] sorena [1.78]

Teny iditra (3/4) 52  mamo
Sokajin-teny  53  anarana
Fanazavàna teny malagasy  54 [Antesaka] moka [1.78]
Voambolana  55  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4) 56  Mamo
Sokajin-teny  57  anaram-poko
Voambolana  58  Tantara: firenena
Fikambanana  59 tsy mamo tsy merina

Fivaditsoratra  Mamo, mamo

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07