|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangahazo
Singan-teny  2  manga, hazo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan-javamaniry fihinam-bodiny anisan' ny haninkotrana naman' ny vomanga. (Vomangahazo no anarany taloha, izay nohafohezina taty aoriana hoe mangahazo na voangahazo -- niavian' ny hoe ravim-boangahazo): Hatao sola-dena ve ny fahandro mangahazo ity
5  Balahazo, kazaha, mahozo [1.1]
6  karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7  manioc or cassava [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  manioc [1.8, 1.13]
9  (de manga : beau et hazo : arbre, bel arbre, on lui donne un nom faste pour qu'il produise bien). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Importé très anciennement d'Amérique, probablement par les navigateurs portugais. Cultivé pour ses tubercules alimentaires et qui fournissent aussi une fécule appréciée (tapioca). On en distingue de nombreuses variétés ou clônes. Malzac n'en cite qu'une, le mangahazo masombika « à feuilles crépues », on appelait autrefois « masombika », probablement une déformation de Mozambique, tout ce qui venait de la colonie portugaise. Encore appelé kazaha, belahazo, befanapaka, ambazaha, mbazaha, mohogo, etc. [Merina] [1.196]
10  [Betsileo]
11  [Sihanaka]
12  [Bezanozano]
Voambolana  13  Haizavamaniry: anana
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny mangahazo io
Sary 
18 

Teny iditra (2/2)19  Mangahazo
Singan-teny  20  manga, hazo
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  22  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  23  Fitanisana

Fivaditsoratra  24  hazomanga, Mangahazo, mangahazo, hazomanga, Mangahazo, mangahazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25