Teny iditra miady aina (ady, aina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana anglisy To put forth great exertions
¶ to accuse some one of that which must end in death to the accused, if true [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra manary aina ~ ambavahoana ~ andohariana ~ aina miampify ~ manao fandrimbolana ~ misaraka aman-teny ~ lomorim-bavorona ~ maty tapaka ~ miala aina ~ mitsoaka ain-dehibe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31