Teny iditra |
mitady
(tady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To seek, to look for [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chercher [1.8]
|
Ohatra |
1 | Eny, mitady izany izy, mikaroka izany.
[2.470]
|
2 | Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho.
[2.4]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitady |
Ny lasa : |
nitady |
Ny hoavy : |
hitady |
Filaza mandidy : |
mitadiava |
|
Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mitady
(tady)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Vita tady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Twisted [1.2]
|
|