Teny iditra |
mitangorona
(tangorona (horona))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To surround, to encircle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se réunir tout autour [1.3, 1.8]
|
| être réunis, groupés [1.3]
|
| Encercler; s'attrouper [1.8]
|
Ohatra |
1 | Mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino.
[2.356]
|
2 | Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina.
[1.437]
|
3 | Mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany.
[2.508]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitangorona |
Ny lasa : |
nitangorona |
Ny hoavy : |
hitangorona |
Filaza mandidy : |
mitangoròna |
|
|
Teny iditra |
mitangoròna
(tangorona (horona))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangorona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|