Teny iditra | mitolila (tolila (ila)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandringa, lava sy fohy ny tongony ka mandringa: Mitolila ity latabatrareo [1.1] | ||||||
Tsy mijoro tsara fa miraika [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se pencher [1.13] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |