Teny iditra | 1 njola |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 squint-eyed. [Malay Juling.] [1.2] 5 cross-eyed, squint-eyed [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qui louche [1.8] |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny njola io |
Fivaditsoratra | 15 lonja, njola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |