|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  orona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the nose [1.2, 1.7]
5  [mal. Idong; jav. Irong.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  nez [1.8, 1.13]
Ohatra  7  fa tsy misy toa an-drahavana
ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo
[2.131]
8  Izato vava e, izato orona. [2.470]
Voambolana  9  Haiaina
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny orona io

Teny iditra (2/3)23  orona
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25  in the provinces a promontory [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  26  dans les provinces, un promontoire [1.2]
Voambolana  27  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)28  orona
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30