Teny iditra (1/4) | 1 ovana |
Fototeny | 2 ova |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio 5 Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1] |
Ohatra |
6 Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113] 7 Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ovana io |
Teny iditra (2/4) | 14 ôvana |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62#156] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 noyau [1.13.fr#160] |
Voambolana |
18 Fizìka |
Teny iditra (3/4) | 19 ovana |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny 22 Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Voambolana |
24 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 27 ovana |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
29 (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Bezanozano]
[1.196] |
Voambolana |
30 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 32 avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana, avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |