Teny iditra | 1 ronono |
Singan-teny | 2 ro, nono |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [ro, sauce.] milk [1.2] 6 milk [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 lait [1.8] |
Ohatra |
8 Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470] 9 Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472] |
Voambolana |
10 Toe-karena: hanina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny ronono io |
Lahatsoratra |
23 Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |