Teny iditra | 1 sitrapo |
Singan-teny | 2 sitraka, fo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the will; one's own desires [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 la volonté; les désirs [1.8] |
Ohatra |
7 Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369#] 8 Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Mpanahaka | 10 finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny sitrapo io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |