Teny iditra (1/5) | 1 soroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the shoulder [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 l'épaule [1.3#633, 1.8] |
Ohatra |
6 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472] |
Voambolana |
7 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Teny iditra (2/5) | 22 soroka |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. [1.3#633] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 28 soroka |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 action d'esquiver un coup en se penchant. [1.3#633] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/5) | 33 soroka |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
35 Sotro ravina [Betsimisaraka]
[1.1] |
Ohatra |
36 Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. [2.245#] |
Teny iditra (5/5) | 37 soroka |
Sokajin-teny | 38 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
39 (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc. [Bezanozano]
[1.196] |
Voambolana |
40 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |