Teny iditra (1/3) | 1 taha- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tahaka |
Teny iditra (2/3) | 3 taha |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [Taisaka]
[1.78] 6 Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona 7 Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io 8 Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io 9 Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa 10 Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 a payment of compensation; a comparison [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 compensation, dédommagement : comparaison [1.8] 13 taux [1.13] 14 (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 22 taha |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 fitsaboana [Tambahoaka]
[1.78] 25 fitsaboana [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 soin [1.13] |
Voambolana |
27 Fahasalamana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 29 hata, taha- |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |