Teny iditra |
takaitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. [1.1]
|
| Kilema [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A defect, a physical handicap [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Défaut, tare [1.8]
|
| Un défaut, une avarie, un mal, une dette [1.3]
|
| Infirmité [1.13]
|
Ohatra |
1 | Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana.
[2.472]
|
2 | Ny havan-draiko anankiray nitondra takaitra mandra-pahafatiny tamin' izany.
[2.643]
|
|
Kamban-teny |
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
takaitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Probablement mis pour takahitra : « plante ». D'après le dictionnaire de Richardson. Vient de ahitra, nom générique des plantes herbaceae. Ne nous paraît pas désigner une espèce précise.
[1.196]
|
Voambolana |
|