|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  tsilo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fanazavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  action d'éclairer avec bougie, une lampe, une torche [1.3#770]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)10  tsilo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  volom-borona [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13  les dards des animaux, les piquants des hérissons [1.3]
Voambolana  14  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/5)15  tsilo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin' ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara
18  Ireo zava-maranitra manindrona amin' ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin' ny hohoko ato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  a thorn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20  épine [1.3#769, 1.8, 1.13]
21  Sens général : épine, aiguillon. Plus spécialement ceux des opuntia souvent utilisés pour épingler des papiers, remplacer les punaises, etc. [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Sampanteny 
23  Matoantenin' ny mpanao :
24  Matoantenin' ny iharana :
25  Matoantenin' ny fameno :
26  Anarana :
27  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lahatsoratra  29  Randzavola: tsilo ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/5)30  tsilo
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32  vecteur [1.13]
Voambolana  33  Matematika: alijebra
Kamban-teny 

Teny iditra (5/5)40  tsilo
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny frantsay  42  Opuntia vulgaris Mill. (Cactaceae). Espèce d'origine américaine introduite vers le 17e Siècle. Elle avait pris une grande extension formant de véritables barrages infranchissables autour de certains villages du Sud. Ces buissons de « Figuier de Barbarie » fournissaient des fruits comestibles appréciés. Leurs éléments ou « raquettes » servaient d'aliment au bétail en saison sèche. Voir aussi raiketa. [Tandroy, Tanosy] [1.196]
Voambolana  43  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  45  litso, tsilo

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10