Teny iditra (1/2) | 1 vava |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify 4 Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro 5 Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery 6 Fiandohana: Vava asa, vava alahamady 7 Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! 8 Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 the mouth [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 bouche [1.8, 1.196] 11 ouverture [1.8] 12 entrée [1.196] 13 bec, gueule, museau, mufle [1.13] |
Voambolana |
14 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 87 Ohabolana misy io teny vava io |
Teny iditra (2/2) | 88 vava |
Sokajin-teny | 89 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
90 voady [Bara, Sihanaka]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |