Teny iditra (1/2) | 1 velomy |
Fototeny | 2 velona |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana velomina |
Ohatra |
4 Andeha velomy, ilay ity! [2.298] 5 velomy maso ny rainao, Mba tsarovy ny soa nataony; [2.69] 6 velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao [1.1] |
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Teny iditra (2/2) | 9 velomy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 Nom relevé par Leandri et Faublée pour un viscum (Loranthaceae) (vient de veloma : vivez !). [Sakalava]
[1.196] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |