|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vody
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika
4  Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay
5  Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano
6  Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana
7  Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  the rump, the posterior (vulgar when used about humans) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  le derrière, le postérieur, la croupe [1.8]
10  (sens général : derrière, base, fondement). Pour les arbres : la souche, le pied, la base du tronc. On dit par exemple : ambodi-akondro (au pied des bananiers) ~ ambodi-bonara (au pied du « Bois noir » ou Albizia lebbeck). Ce sont des noms donnés à de très nombreux villages. En composition : vodi-tronga : souche des arbres coupés ; chicot.
11  Pour les plantes herbacée : la souche surtout si elle est renflée, le tubercule épigée ou hypogée, le bulbe, les racines tuberculeuses, etc. Exemples : Makadiry ny vodin' ity mangahazo ity (les tubercules de ce manioc sont énormes) ~ Mampandatsa-dranomaso ny vodi-tongolo (le bulbe de l'oignon fait verser des larmes). En composition : vodi-bary : éteule ; bas de chaumes restant debout après la moisson. [1.196]
Ohatra  12  Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana. [2.470#30]
13  Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [2.472#39]
Voambolana  14  Haiaina
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny vody io

Teny iditra (2/2)44  vody
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny frantsay  46  arbre, plante [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Fivaditsoratra  47  dovy, vody

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30