| Kamban-teny (61) |
1 adivarotra 2 ady varotra 3 afa-karatsaka ara-barotra 4 akoran-tombombarotra 5 antenimieran' ny varotra 6 ara-barotra 7 dokam-barotra 8 entam-barotra 9 fanjarianasa ara-barotra 10 filazam-barotra 11 filazam-bidim-barotra 12 fola-barotra 13 iadiam-barotra 14 lasa any amin' ny varo-tsy mifody 15 mamola-barotra 16 manao varo-draikiraiky 17 manongom-barotra 18 mari-barotra 19 mizanam-barotra 20 raharaha ara-barotra 21 raikitra ny varotra |
22 rantsam-pitsarana adim-barotra 23 songom-barotra 24 tabilao mampiseho ny varotra ivelany 25 tamberim-pitrosana ara-barotra 26 tombom-barotra 27 tombombarotr' asa 28 tranombarotra 29 tsindrim-barotra 30 tsindry varotra 31 vadi-barotra 32 varo-bazaha 33 varo-boba 34 varo-dratsy 35 varo-droa 36 varo-maika 37 varo-maizina 38 varo-mandeha 39 varo-maty 40 varo-miandry 41 varo-miera 42 varo-mifody |
43 varotra alika 44 varotra ambongadiny 45 varotra andevo antsikisiky 46 varotra an' elakela-trano 47 varotra an-kobohobo 48 varotra an-trano tokana 49 varotra antsinjarany 50 varotra iombonana eorôpeana 51 varotra mahay mody 52 varotra misy fehi-vavany 53 varotra olona 54 varotra omby anaty ambiaty 55 varotra tsy miverim-bodiondry 56 varotry ny maika hiala 57 varotry ny maika hody 58 varotry ny mananotena 59 varo-tsy mifody 60 vodiondrim-barotra 61 vokatra ara-barotra |
| Anaram-javamaniry (1) | 62 varobazaha |
|
|